song lyrics / Mage 4 / Taratasy Farany lyrics  | FRen Français

Taratasy Farany lyrics

Performer Mage 4

Taratasy Farany song lyrics by Mage 4 official

Taratasy Farany is a song in Indonesian

TARATASY FARANY

Nangina hatramin'izao
Irery ilay fitia
Adinonao sahady ny taloha
Niandry ihany aho sao
Handray avy aminao
Taratasy iray hampionona ahy

*** Refrain ***
Lavitra mampisy ny olana ho antsika
Asa raha mahatsiaro ahy ianao
Niharitra ny hatsiaka sy ny orana mikija
Ny embona no tsy mahasaraka ahy

Ny eritreritro mandà, ny ao am-poko toa tsy sahy
Tsy te hisaina hoe : voafitaka

Matoa aho nankaty
Tsy handositra fitia
Fa hanomana ho anao ny fiainana
Raha toa ianao minia
Tsy hamaly intsony koa
Dia taratasy farany ity

Miandry ny ho ela hoy aho toa haritro eny ihany
Ny manina tsy tia no mampijaly
Ny akany izay homaniko raha toa tsy andrinao
Dia mahita ny mendrika ianao

Hanova indray ny ampitsoko aho
Hiaina lavitra anao
Hanandrana aho raha izay no sitrakao

Auteurs : Elysé, Hery
Compositeur : Elysé
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Taratasy Farany lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol at the top of the heart
2| symbol at the top of the star
3| symbol to the right of the envelope
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid