song lyrics / Mage 4 / Adalam-pitia lyrics  | FRen Français

Adalam-pitia lyrics

Performer Mage 4

Adalam-pitia song lyrics by Mage 4 official

Adalam-pitia is a song in Indonesian

ADALAM-PITIA

Novolenao tao ampoko ilay fitiavana
Ka tsy afa mandao ny embona anao
Nozarinao aho ahita foana ny endrikao
Anaty nofy aza anilako ianao
Fa ny anio no mbola mila anao foana aho
Te handre ireo teninao: tena tia

*** Refrain ***
Te handray teny mamy avy any aminao
Toy ny andalam-pitiavana
Te ho iray
Manimanina ny anilanao
Tsy maha very dia tsy hita ny atao

Ilay endrikao tsy mety afaka an-tsaiko
Manaraka ahy foana, malaina ny handao
Mandresy ahy toa mankarary ny aiko
Tsy tantiko intsony ilay fitiavana anao
Fa ny anio no mbola mila anao foana aho
Te handre ireo teninao: tena tia

*** Refrain ***
Te handray teny mamy avy any aminao
Toy ny andalam-pitiavana
Te ho iray
Manimanina ny anilanao
Tsy maha very dia tsy hita ny atao

Auteur / Compositeur : Lita
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Adalam-pitia lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol at the bottom of the cloud
2| symbol at the top of the eye
3| symbol to the right of the smiley
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid