song lyrics / Mage 4 / Hiverina Ndray Ny Fahiny lyrics  | FRen Français

Hiverina Ndray Ny Fahiny lyrics

Performer Mage 4

Hiverina Ndray Ny Fahiny song lyrics by Mage 4

Hiverina Ndray Ny Fahiny is a song in indeterminate language

hiverina indray ny fahiny - Mage 4

Niverina indray ny fahiny
'Lay toetranao nafinaritra ahy
Mampitory fitia!
Niezaka foana teny aho
F'ianao no tsy nety.

Ankehitriny anefa,
Tsapako ianao fa efa tia
Fa tsy nampiseho
'Lay fonao tsy natoy taloha
Natahotra ny ho tia.

Ianao tsy niteny nefa tia
Fa vahotra ny vavanao minia
Na sarotra aza ny iananao ireny,
Naleonao niery
Ianao tsy nijery nefa tia
Tsy sahinao naseho izany satria
Sao potika sy rembin'ny tadio
Lay fonao madio!

Natopatopan'drivotr'eny
Ny hakanto sy hanitr'ny fitia raha
Tazako ianao
Ny tsikinao miantso fa toa
Tsy sahiko sedraina

Adinoko avokoa ny tontolo
Ny alahelo tsy hanalok'intsony
Nidify tsy hita
Tsisy tsaroana ireo raha
Hanoroka anao

Ianao tsy niteny nefa tia
Fa vahotra ny vavanao minia
Na sarotra aza ny iananao ireny,
Naleonao niery
Ianao tsy nijery nefa tia
Tsy sahinao naseho izany satria
Sao potika sy rembin'ny tadio
Lay fonao madio!
Lyrics credits :
lyrics added by nasah

Comments for Hiverina Ndray Ny Fahiny lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol at the top of the clock
2| symbol to the right of the camera
3| symbol to the left of the house
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid