song lyrics / Mage 4 / Natao Ho Iray lyrics  | FRen Français

Natao Ho Iray lyrics

Performer Mage 4

Natao Ho Iray song lyrics by Mage 4 official

Natao Ho Iray is a song in Indonesian

NATAO HO IRAY

Raha vao mahita anao aho
Miantsoantso mafy e!
Averimberiko hoe:
Izay tia adala e!

*** Refrain ***
Natao ho iray
Ny fiainanay
Natao ho iray
Ny fiainanay

Raha vao manembona aho
Fantatrao foana e!
Mahatsiaro faly aho aty
Rehefa miaina anao anaty nofy

Ho leferiko izay ditra
Sy fahotana e !
Niainanao taloha
Hodiako tsy hita e !

Ny antsika tsy ho fijaliana e !
No iainana ety
Ireo adalana taloha
Dia soloy ilay fitia tsy mety lefy

*** Bridge ***
Vavaka no atao
Ho fefin’ny fiainantsika e!
Tsy misy handrava intsony
Saina iray ny antsika roa
Noho ilay fitia

Auteur : Lita, Elysé
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Natao Ho Iray lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol at the top of the padlock
2| symbol at the bottom of the star
3| symbol to the left of the suitcase
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid