song lyrics / Mage 4 / Valin'ny Ditra lyrics  | FRen Français

Valin'ny Ditra lyrics

Performer Mage 4

Valin'ny Ditra song lyrics by Mage 4 official

Valin'ny Ditra is a song in Indonesian

VALIN’NY DITRA

Toa valin’ny ditrako angamba
Izao fahoriana izao
Matoa aho tsy mety mahita toa jamba
Ilay hoe : fiadanana

Rehefa nilaozana irery aho
Nandritra izay ela izay
Nihamaivana ny vesatry ny harena hatrizay
Noentin’ny adalana avokoa
Raha tsy misy azo atao, aleo mihira hoe :

Oooo Ooooo Oooo !

Anatra natao ho ahy ny omaly
Dia tsy hiverenako intsony
Hijaly aho raha toa ka minia tsy hahita
Izao fahantrana izao

Hiezaka ihany aho hitady
Sy hamerina ireo izay very
Tsy ho tantiko raha ho taraina ny ampitso
Ka ho tantara feno hakiviana
Raha tsy misy azo atao, aleo mihira hoe :

Auteurs : Helian, Elysé
Compositeur : Elysé
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Valin'ny Ditra lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol to the left of the cloud
2| symbol at the bottom of the smiley
3| symbol at the top of the suitcase
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid