song lyrics / Mage 4 / Ampy Izay lyrics  | FRen Français

Ampy Izay lyrics

Performer Mage 4

Ampy Izay song lyrics by Mage 4 official

Ampy Izay is a song in Indonesian

AMPY IZAY

Ampy izay hifarana hatreo
Ilay fitiavantsika roa
Eny hifandao tsy hihaona intsony
Izany izaho sy ianao,

Eny sitrakao ny nandao
Tsy tazomina ela mandehana
Fa izaho koa tsy sahaza anao
Avelao aho ho toy izao,

*** Refrain ***
Fa ianao hatramin’izao
No nisafidy izay tokony hatao
Ankehitriny ampy izay
Avelao aho

Fa raha handeha ianao
Dia soavadia aza miherika intsony
Izaho tsy afa-mitana
Izay tsy tamana

Auteur / Compositeur : Helian
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Ampy Izay lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol to the right of the star
2| symbol at the bottom of the smiley
3| symbol at the bottom of the cloud
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid