song lyrics / Mage 4 / Tsy Hiteny lyrics  | FRen Français

Tsy Hiteny lyrics

Performer Mage 4

Tsy Hiteny song lyrics by Mage 4 official

Tsy Hiteny is a song in Indonesian

TSY HITENY AHO

Lazao ahy nahoana isika
No miezaka ny handainga foana
Milaza samy hoe: mangatsiaka
Tsy tsara intsony ny mihaona

Hazavao indray fa izay no tsara ho antsika
Hazavao ahy fa tsy azoko intsony
Itantarao lainga aho mba ho vita any
Fa raha ny foko tsy hitony

*** Refrain ***
Tsy hiteny aho fa sao tsy inoanao
Fa raha ny amiko hatrizao
Tsy nitia afa-tsy ianao irery fotsiny
Ny ziogan-drafatsiarovana ao an-tratrako ao
Holatry ny atao hoe: ilay fitiavana

Lazao ahy fa efa ritra
Tsy misy intsony ilay fitia
Lazao ahy fa anjarantsika
Misampana ny dia

Hazavao indray fa izay no ho tsara ho antsika
Lazao avokoa izay esona rehetra
Hanazavanao fa ny antsika
Lahatra voafetra

Auteur : Lita, Elysé
Compositeur : Elysé
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Tsy Hiteny lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol to the left of the heart
2| symbol at the top of the star
3| symbol at the top of the thumbs up
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid