song lyrics / Mage 4 / Fiderana lyrics  | FRen Français

Fiderana lyrics

Performer Mage 4

Fiderana song lyrics by Mage 4

Fiderana is a song in indeterminate language

Fiderana - Mage 4

Mihobia ny Tomponao, mifalia ho azy
Ilay Andriamanitra tompoin’ny maro
Namonjy anao Izy , nanala anao tamin’ny
tanan’ny fahavalonao
Asandrato ny feonao,ianao dia aoka ,
omeo voninahitra Jehovah Ray
Nanala ny entanao tsy zakanao mavesatra (Misaora Azy)
Fa fitiavana no nanavotany (anao)
Ilay Zanaka nirahiny mba (ho anao)
Nisolo voina hanala ireo izay (otanao)
Oh ,oh oh Mihainoa ry olony ,miankohofa
Manaraha ny didin’nIlay Ray Tsitoha (Misaora Azy)
Dia mandehana ami’zay ary
Amin’ny lalana ianao
Avalony any esory tany ireo fiavona’ny fo
Nanala ny entanao tsy zakanao ,navesatra (Misaora Azy)..
Mihobia ny Tomponao ,
mifalia ho Azy Ilay ANDRIAMANITRA
Lyrics credits :
lyrics added by nasah

Comments for Fiderana lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol at the bottom of the bulb
2| symbol to the left of the trash
3| symbol to the left of the eye
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid