song lyrics / Mage 4 / Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao lyrics  | FRen Français

Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao lyrics

Performer Mage 4

Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao song lyrics by Mage 4 official

Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao is a song in Indonesian

RAHA TSY HO EO INTSONY IANAO

Raha tsy ho eo intsony ianao
Mpanamaivana ny adin-tsaiko iny
Ka tsy ho tazako ilay endrikao

Aza adino ihany ilay
Taratasin-kira ho ahy sy ho anao
Ventsom-pitiavako hatrizay
Mikalo hoe :

*** Refrain ***
Hatramin'izay ela izay
Iray foana izaho sy ianao
Ka tsy ho andeha ho fafana indray
Ireo izay rehetra natao

Ireo izay rehetra anatiko ao
Ho anao irery
Ireo izay rehetra nomenao
Tsy asiako very

Raha vao tonga any ianao
Hahasarika foana mpandalo
Hitaintaina aho
Sao dia very dia

Raha tsy ho irery ianao any
Iangaviko mba tsy hilaozanao
Ity fo tokako iray manirery
Mikalo hoe :

*** Refrain ***
Hatramin'izay ela izay
Iray foana izaho sy ianao
Ka tsy ho andeha ho fafana indray
Ireo izay rehetra natao

Auteurs : Elysé, Lita, Helian
Compositeur : Elysé
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol at the bottom of the helmet
2| symbol at the top of the smiley
3| symbol to the right of the heart
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid