paroles de chanson / Mage 4 parole / Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao lyrics  | ENin English

Paroles de Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao

Interprète Mage 4

Paroles de la chanson Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao par Mage 4 lyrics officiel

Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao est une chanson en Indonésien

RAHA TSY HO EO INTSONY IANAO

Raha tsy ho eo intsony ianao
Mpanamaivana ny adin-tsaiko iny
Ka tsy ho tazako ilay endrikao

Aza adino ihany ilay
Taratasin-kira ho ahy sy ho anao
Ventsom-pitiavako hatrizay
Mikalo hoe :

*** Refrain ***
Hatramin'izay ela izay
Iray foana izaho sy ianao
Ka tsy ho andeha ho fafana indray
Ireo izay rehetra natao

Ireo izay rehetra anatiko ao
Ho anao irery
Ireo izay rehetra nomenao
Tsy asiako very

Raha vao tonga any ianao
Hahasarika foana mpandalo
Hitaintaina aho
Sao dia very dia

Raha tsy ho irery ianao any
Iangaviko mba tsy hilaozanao
Ity fo tokako iray manirery
Mikalo hoe :

*** Refrain ***
Hatramin'izay ela izay
Iray foana izaho sy ianao
Ka tsy ho andeha ho fafana indray
Ireo izay rehetra natao

Auteurs : Elysé, Lita, Helian
Compositeur : Elysé
Droits parole : paroles officielles sous licence Lyricfind respectant le droit d'auteur.
Reproduction des paroles interdite sans autorisation.

Commentaires sur les paroles de Raha Tsy Ho Eo Intsony Ianao

Nom/Pseudo
Commentaire
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - Tous droits réservés. www.paroles-musique.com
Connexion membre

Se connecter ou créer un compte...

Mot de passe oublié ?
OU
CREER COMPTE
Sélectionnez dans l'ordre suivant :
1| symbole en bas du coeur
2| symbole en bas de l'ampoule
3| symbole à gauche de la loupe
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid