song lyrics / Mage 4 / Hafatra lyrics  | FRen Français

Hafatra lyrics

Performer Mage 4

Hafatra song lyrics by Mage 4 official

Hafatra is a song in Indonesian

HAFATRA

Ianao handalo ny tananany any
Indramiko handainga aminy androany
Raha hitanao izy ka manontany
Dia aza ataonao fantany hoe :

Mbola tsy afaka antsaiko eny foana
Ny andro taloha niarahanay roa
Mbola tsy nisy mihitsy fotoana
Nampahamaivana fo
Tsy hanembonako azy

*** Refrain ***
Lazao azy kanefa
Fa mionona hono ny fony
Tsy misy tsaroany na dia ny anaranao

Raha manafatra anao izy aza adino
Fa izany hono anie mety mba hampionona ahy
Tsy maintsy hitomany izy ka hampangino
Nefa aza ataonao fantany hoe :

Auteur / Compositeur : Lita
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Hafatra lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol at the bottom of the suitcase
2| symbol to the left of the house
3| symbol at the top of the television
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid