song lyrics / Mage 4 / Tsy Hitanao Ny Aleha lyrics  | FRen Français

Tsy Hitanao Ny Aleha lyrics

Performer Mage 4

Tsy Hitanao Ny Aleha song lyrics by Mage 4 official

Tsy Hitanao Ny Aleha is a song in Tagalog

TSY HITANAO NY HALEHA

Tsy hitanao ny haleha
Tonga handona ahy ianao
Mitady hamerina ny lasa
Hiainana indray
Tomany ianao vao mahatsiahy
Marary izay vao sahy
Hilaza mbola tia
Raha tsapanao mba mamy ilay fitia
Nandena ny endriko hatrizay
Nahoana ianao nandao

*** Refrain ***
Hay ve ianao mety ho resy ihany
Fa nihevitra anao tsy ho tia
Hay ianao hiverina ho aty
Hiteny ahy ny hoe :
Maizina ny lalana ka avia
Ndeha hitantana ahy indray tsy ho very

Tsisy hampangina eo
Ka aza itomanianao intsony
Izaho raha nitomany
Tsy mba nampiononinao

Aza tanana ela intsony aho fa
Mba maika toy ilay ianao
Tsy nety hiverina iny

Efa lavitra aho
Ka tsy hiverin-dalana aho satria
Sasa-miandry ahy
Ilay tiako any…

Auteur / Compositeur : Lita
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Tsy Hitanao Ny Aleha lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol to the left of the trash
2| symbol at the top of the helmet
3| symbol to the right of the heart
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid