song lyrics / Mage 4 / Te Hiara Dia lyrics  | FRen Français

Te Hiara Dia lyrics

Performer Mage 4

Te Hiara Dia song lyrics by Mage 4 official

Te Hiara Dia is a song in Indonesian

TE HIARA-DIA

Na vahotra aho ela izay
Tsy niala ao anatiko ao
Ireo teny novolenao
Voafafinao hatrizay

Na irery aho tsy afa-nania
Satria tia te hiara-dia
Nafeniko anao ilay foko tia
Voafatotrao hatrizay
Niafina irery ho anao

*** Refrain ***
Niafy aho, tsy sahy aho ny niteny hoe:
Mangetaheta anao aho
Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe:
Tsisy ohatra anao raha ny ety

Feno fitiavana ao am-poko ao
Tsy misy toerana intsony
Rakotra tantely tsy hay idirana
Itoeran’ny mamy ho anao

Toy ny masoandroko ianao
Tsy handao ny androm-piainako
Hery sy hafanana ho ahy
Osa aho raha lavitra anao

Manam-pinona aho anio, hanantena fa izaho
Hifefy ny angolanao, ilay fanirinao hatrizay
Ilay fo malemiko aty, fantatrao fa tsy sahy hiteny aho satria
Toy ny feno ody fitia
Satria voaloham-pitia

Auteur / Compositeur : Elysé
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Te Hiara Dia lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol to the right of the smiley
2| symbol to the left of the target
3| symbol at the top of the cloud
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid