song lyrics / Mage 4 / Miova Ny Fitia lyrics  | FRen Français

Miova Ny Fitia lyrics

Performer Mage 4

Miova Ny Fitia song lyrics by Mage 4 official

Miova Ny Fitia is a song in Indonesian

MIOVA NY FITIA

*** Refrain ***
Miova ny fitia
Aleo hanaraka izay tiany izy
Aza omenao tsiny izay tsy tia

Noheverinao hitohy tsy hisy hiova
Ny fiainanareo roa
Natoky fona teny ianao

Ireo fihetsika nataony aza
Tsy nahataitra anao
Noheverinao ho fitia

Nefa ny azy toa tsy izany
Fa efa ela no niovany
Fa tsy nasehony anao

Ninoanao hitsiry lohataona
Fihoty fararano
Ilay voninkazo teo

Nefa raha fitia tenaina foana
Ho vasoky ny andro
Manjary mankaleo

Auteurs: Helian, Elysé, Hery
Compositeur: Elysé
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Miova Ny Fitia lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol to the right of magnifying glass
2| symbol at the top of the cross
3| symbol to the left of the house
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid