song lyrics / Mage 4 / Andro Iray lyrics  | FRen Français

Andro Iray lyrics

Performer Mage 4

Andro Iray song lyrics by Mage 4 official

Andro Iray is a song in Indonesian

ANDRO IRAY

Irery aho lavitra anao
Ilay malalan’ny foko iny
Mahatsiaro tokana an-tany
Tsisy anao anilako eo

Mangina tokoa ny foko hany
Re midobodoboka sesilany
Mieritreritra anao any ho any
Ilay tia ahy hatrany hatrany

*** Refrain ***
Izaho koa mba manina
Miasa saina lalina,
Miandry andro aman’alina
Ilay fotona izay hihaonan-tsika indray
Ho andro iray toa zato izay
Androm-pitiavana ahy

Tsy fahadisoko angamba
Raha mba manembona anao
Mamelona ato an-tsaiko ireo revy eh!
Izao alina mangina izao

Na nifaninana nipetipety
Sy ny orokoroka hatrizay
Tsy hadalana hoa tamin'ireny
Fa lalam-piainana ihany

Auteur / Compositeur : Mika
Lyrics copyright : legal lyrics licensed by Lyricfind.
No unauthorized reproduction of lyric.

Comments for Andro Iray lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol at the bottom of the trash
2| symbol at the top of the cloud
3| symbol to the left of the calculator
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid