song lyrics / Lil'C / Izaho Tsy Hitana lyrics  | FRen Français

Izaho Tsy Hitana lyrics

Performer Lil'C

Izaho Tsy Hitana song lyrics by Lil'C

Izaho Tsy Hitana is a song in indeterminate language

Izaho Tsy Hitana - Lil'C

Tiko ho re fotsiny ilay feo
Enao nilaza taminy fa izy no tinao satria
Za tsy hino fotsiny eo
Tsy mitombina, tsy mety tsy mino raha tsy enao no miteny
Nijery ahy nampiseho
Fa levona any anatinao ilay dingana vita fahiny
Ireo sorona atreo
Ianao no tiko ilaza, inona no tiany ety mainty ery

Iza no mahalala ny fisainan’ny olona ety
Manao tsara ho an’ny tiana aza mapitrapitra
Nangataka ahy anao omaly hoe za aza arina
Ny ampitso enao nanadino

Ka lainga ary sisa ireny
Aza i andrasanao ho very
Fa lazao mafy hoe mandehana, aza mitsara ahy
Raha tsisy azo atao intsony
Tena vita ary ajanony
Ka lazao mafy hoe mandehana, za tsy hitana

Fefa fantatrao izy androany
tsy haiko ny tsy hiteny
fa mandrotra ny anatiko ao
ka aleoko manontany
natao sanatria ka ho kilalaonao za androany
tsy mampaninona ahy izany
ny tontoloko angina, ny lalako tsy ho lalanao
fa ny ampitso tsy ho lany
ny omaly mety hiofa tsy ianteherako no ianteheranao
Lyrics credits :
lyrics added by nasah and corrected by Nono93, Nono93

Comments for Izaho Tsy Hitana lyrics

Name/Nickname
Comment
Copyright © 2004-2024 NET VADOR - All rights reserved. www.paroles-musique.com/eng/
Member login

Log in or create an account...

Forgot your password ?
OR
REGISTER
Select in the following order :
1| symbol to the left of the cross
2| symbol to the left of the bulb
3| symbol at the bottom of the smiley
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid